plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/05/09.txt

1 line
414 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 09:19:15 +00:00
\v 9 Aza mifampitaraigna, ry ralà, mba tsy ho tsaraigna iagnareo. Indro ny mpitsara mijoro eo an-tokonana. \v 10 Mangalà ôatra, ry ralà, avy amin'ny fijalena sy ny faharetan'ireo mpamignany, ireo ze nitare tamin'ny anaran'ny Tompo.\v 11 Indro ataontsika ôtrany sabatra reo ze efa niaritra .efa regninareo ny fiaretan'i joba, ary fantatrareo ny tanjonan'ny Tompo,mahafeno ny fangoràna sy famindram-po Ananjy.