plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/04/13.txt

1 line
296 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 09:26:12 +00:00
\v 13 Koa mitainoa anareo ze miteny hoe: "Gniany na amaraigna hiditra akato amin'ny tanàna ty tsika, hanangana herintaona, akaigny, hagno varotra, ary hiaka antombony."\v 14 Iza no mafantatra ze hiseo amraigna ary ino ny fiaignanareo? Fa zavona nibogna vetiketika anareo ary avy akeo de levona.