plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/28.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 28 Ôtrany zany ianay kô ny leila de tôkony ho te ny vadin'jareo avy ôtrany tegnan'jareo. Izy ze te ny vakiny de te ny tegnany iany kô. \v 29 Tsy mbôla nisy nakahala ny tegnany, fa mamagna sy mikarakara zany tsara, ôtrany Kristy mamagna ny fegonana sy mikarakara an'azy iany kô, \v 30 satria isika de ratsam-batany.