plt-x-sihanaka_eph_text_reg/05/08.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 8 Fa mezigna nareo taloa, fa zao nareo de fazavagna akao amin'ny Tompo. Mandagna ôtrany ny zanaky ny mazava, \v 9 (fa ny vokatry ny fahazavagna de akao amin'ny fahatsarana daôly, fahitsina, sy famarignana.) \v 10 Ary tedavo ze mafinaritra ny Tompo. \v 11 Aza mikambana amin'reo asa tsy mamôkatra ny haizigna, fa ampiseo kosa reo. \v 12 Fa mamegnatra na de ny manognona reo ra atôn'jareo akeigny amin'ny miafigna aza.