plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/14.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v14 Noho izany de miandohalika akeo agnatrehan'ny Ray zà,\v 15ze nagnome agnarana ny fianakavena daôly aigny an-dagnitra sy aketo an-tany.\v16Mivavaka zà mba hagnomezany an'nareo, araka ny haren'ny voninahiny, mba hatanjaka amin-kery amin'ny alalan'ny Fagnahy Masina, ze akao aminareo.