plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/10.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v10Nampafantarina tamin'ny fiangonana izany fandaharana izany mba hatonga an'ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana aigny an-dagnitra hahalala ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra.\v11Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay ze notanteràny tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika zany.