plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/14.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 14 Non'izany de mendoalika akeo agnatrehan'ny Ray za, \v 15zay nagnome agnarana ny fianakavegna daôly any an-danitra sy eto an-tany.\v 16Mivavaka za mba hagnomezany anareo, araka ny haren'ny voninany, mba hatanjaka amin-kery amin'ny alalan'ny Fagna Masina, ze akao aminareo.