1 line
297 B
Plaintext
1 line
297 B
Plaintext
\v 22 \v 23 \v 24 Ry vevavy, magneke ny vadinareo, otrany amin'ny Tompo. Fa ny leila no lohan'ny vavy otrany an'i Kristy ko lohan'ny fiangonana, ary Kristy tegnany no mpamonjy. Fa otrany ny haneken'ny fiagnonana an'i Kristy,de otrany zany ko no tokony haneken'ny vevavy ny vadiny amin'ny ra daoly. |