plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/17.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 17 Mivavaka za mba hipetrka akao am-ponareo amin'ny fignona an'i Kristy, mba hifototra sy hiorigna akao amin'ny fitiavany nareo. \v 18 Haazo hey anie nareo ka ho afa-matakatra, miaraka amin'reo mpino daôly, ny sakany, ny alavany, ny ahavony, ary ny alaliny, ary mba alala ny fitiavan'i Kristy, ze mba miôtra ny falalagna rehetra, ka mba ho fenon'ny fafenoan'Andriamanitra daôly nareo.