plt-x-sihanaka_eph_text_reg/03/03.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 3 Manoratra araka ny fanambaragna nampafantarigna ana za. Izeigny no marigna misitrika momba ze nosoratako fohy taminareo. \v 4 Rafa mamaky zany nareo, de ho afaka ny haazo ny fomba fazoako zany marigna misitrika momban'i Kristy zany.\v 5 Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelogna zany marigna zany. Fa amin'zao kosa zany de nabogna tamin'ny alalan'ny Fagna tamin'reo Apostoly sy reo mpaminaniny ze vôtokagna ho amin'ity asa ity.