1 line
370 B
Plaintext
1 line
370 B
Plaintext
\v 5 Fa afaka mahazo antoka ny am-zao nareo, fa tsisy mpijangajanga, maloto, na ny mpierigna - zany hoe, mpanompo sampy - magnana lova akao amin'ny fanjakan'i Kristy sy Andriamanitra. \v 6 Ôko tsisy hamitaka anareo amin'ny teny fôgna, satria nony reo ra reo de tonga amin'ny zanaky ny tsy fankatoavagna ny hatezeran'Andriamanitra. \v 7 No zany, aza mikambana am-jareo. |