\v 7 Akao amin'i Kristy Jesosy de nahazo fagnavotana amin'ny rany sy ny famelankeloka tsikana, araka ny harem-pasoavany. \v 8 Natsangany tamintsikana tamin'ny fahendrena sy halalana daôly zany fasoavana zany.