auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-15 14:08:09 +08:00 committed by root
parent 009bf1b4b9
commit f21a4f52cb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao
Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fa