auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 21:19:40 +08:00 committed by root
parent 4c631854fe
commit dae79d8b1f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kristy de nanolotra sasany ho apostoly,ny sasany ho mpamignany, ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany pasitera sy mpampiagnatra. Nanome reo asa reo Izy mba hanampena reo vaôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka
Kristy de nanolotra sasany ho apostoly,ny sasany ho mpamignany, ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany pasitera sy mpampiagnatra. Nanome reo asa reo Izy mba hanampena reo vaôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra