auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 21:19:40 +08:00 committed by root
parent 386b21e59a
commit d24fcc4d00
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mambôtra antsika Krsisty mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampiagnarana sy ny hafetsen'reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy lô , zany hoe, Kristy. Kristy de managana ny tena daôly, ary natambatra
Mambôtra antsika Krsisty mba tsy ho salan'ny zaza ze atopatopan'ny onja tsony tsika, ary ho ndesin'ny rivotry ny fampiagnarana sy ny hafetsen'reo ôla amin'ny tetika feno fitaka. Fa tsika kosa, amin'ny filazana ny fahamarinana amin'ny fitiavagna, de tokony hitombo amin'ny fomba daôly akao amin'Izy lô , zany hoe, Kristy. Kristy de managana ny tena daôly, ary nakambana sy natambatra tamin'ny isan-tonony zany,ary rafa miasa miaraka re, de mahatônga ny vatagna hitômbo mba hampiorigna ny tegnany amin'ny fitiavana.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany, de milaza sy manindry mafy zany akao amin'n