diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt index c1cf314..a052586 100644 --- a/04/28.txt +++ b/04/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 \v 30 Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo. Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana. \ No newline at end of file +\v 28 Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo.\v 30 Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana. \ No newline at end of file diff --git a/04/31.txt b/04/31.txt index 153e945..101d5e6 100644 --- a/04/31.txt +++ b/04/31.txt @@ -1 +1 @@ -Elao ny lolom-po retraretra, haomontana, ny hatezerana, ny fifamalena, ary ny fifampitenenan-dratsy, miaraka ma'reokarazan'asa ratsy daôly. Manàna fahalemem-panahy amin'ny tsiraikaraika avy, fahatsoram-po, mifamelà heloka, ôtran'ny namelan'Andriamanitra anareo takao amin'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 31 Elao ny lolom-po retraretra, haomontana, ny hatezerana, ny fifamalena, ary ny fifampitenenan-dratsy, miaraka ma'reokarazan'asa ratsy daôly.\v 32 Manàna fahalemem-panahy amin'ny tsiraikaraika avy, fahatsoram-po, mifamelà heloka, ôtran'ny namelan'Andriamanitra anareo takao amin'i Kristy. \ No newline at end of file