diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 18b9078..ef17a02 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 16 Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. \v 15 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fampevanana. Kristy de mampihavana ny vahôka ro tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana. \ No newline at end of file +\v 13 Fa amin'zao fotôgna zao akao amin'i Kristy Jesosy nareo ze lavitra an'Andriamanitra talô de nampanakekeziny tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satria Izy no fevanantsika. Izy no natonga ny roey ho raika. Tamin'ny nofony no nandrodagnany ny rindrign'ny fanoherana ze nampizaraza antsika. \v 15 'Zany hoe, nofoagnany ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mba hagnaovany olom-baovao raika akao amin'Azy, sy mba hagnanôvany fampevanana. \v 16 Kristy de mampihavana ny vahôka ro tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny hazofijaliana, ka mamono ny fanoherana. \ No newline at end of file diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt index 56b50b6..265ded8 100644 --- a/02/17.txt +++ b/02/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 Fa tonga Jesosy ary nitory fahavanana ho an'nareo ze lavitra ary fihavanana ho an'reo ze akaiky. Fa amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika ro tonta fifandraisana amin'ny Fagna raika mankaigny amin'ny Ray. \ No newline at end of file +\v 17 Fa tonga Jesosy ary nitory fahavanana ho an'nareo ze lavitra ary fihavanana ho an'reo ze akaiky. \v 18 Fa amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika ro tonta fifandraisana amin'ny Fagna raika mankaigny amin'ny Ray. \ No newline at end of file diff --git a/02/19.txt b/02/19.txt index 9430c32..544fe74 100644 --- a/02/19.txt +++ b/02/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 \v 22 No 'zany, tsy vahiny sy mpivahiny fogna anareo Jentilisa zao. Fa vô maika aza mpiray firenena miaraka amin'reo ze olo-masin'Andriamanitra. Efa naorina takeo amin'ny fototra fagnorenan'reo apostoly sy reo mpaminagny nareo, ary Kristy Jesosy miintsy no vato fehizoro. Akao Aminy no hikambanan'ny fagnorenana daôly ary hitomboany salan'ny tempoly akao amin'ny Tompo. Akao Aminy iany no hagnanganana anareo miaraka ho fitoerana ho an'Andriamanitra akao amin'ny Fagna. \ No newline at end of file +\v 19 No 'zany, tsy vahiny sy mpivahiny fogna anareo Jentilisa zao. Fa vô maika aza mpiray firenena miaraka amin'reo ze olo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa naorina takeo amin'ny fototra fagnorenan'reo apostoly sy reo mpaminagny nareo, ary Kristy Jesosy miintsy no vato fehizoro. \v 21 Akao Aminy no hikambanan'ny fagnorenana daôly ary hitomboany salan'ny tempoly akao amin'ny Tompo. \v 22 Akao Aminy iany no hagnanganana anareo miaraka ho fitoerana ho an'Andriamanitra akao amin'ny Fagna. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 648e832..2a2d864 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v1Noho izany, za Paoly, de gadran'i Kristy Jesosy ho an'nareo Jentilisa.\v 2Ataoko fa nareigny ny fitantanana ny fasoavan'Andriamanitra ze namena anà ho an'nareo anareo. \ No newline at end of file +\v 1 \v1Noho izany, za Paoly, de gadran'i Kristy Jesosy ho an'nareo Jentilisa.\v 2 Ataoko fa nareigny ny fitantanana ny fasoavan'Andriamanitra ze namena anà ho an'nareo anareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/03.txt b/03/03.txt index bf3532c..216f421 100644 --- a/03/03.txt +++ b/03/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v3 Manoratra araka ny fagnambarana nampafantarina anà zà. Zany no marina misitrika momba an'ze nosoratako foika taminareo.\v4Rafa mamaky an'izany anareo,de ho afaka ny hafantatra ny fomba fazaôko an'izany marina misitrika momba an'i Kristy zany.\v5Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelona izany marina izany.Fa ami'zao kosa zany de nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tami'reo Apostôly sy reo mpaminagniny ze vôtokagna ho ami'ity asa ty. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 \v3 Manoratra araka ny fagnambarana nampafantarina anà zà. Zany no marina misitrika momba an'ze nosoratako foika taminareo.\v4Rafa mamaky an'izany anareo,de ho afaka ny hafantatra ny fomba fazaôko an'izany marina misitrika momba an'i Kristy zany.\v5Tamin'reo taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'olombelona izany marina izany.Fa ami'zao kosa zany de nambara tamin'ny alalan'ny Fagnahy tami'reo Apostôly sy reo mpaminagniny ze vôtokagna ho ami'ity asa ty. \ No newline at end of file diff --git a/03/06.txt b/03/06.txt index 8005202..f4d2b4b 100644 --- a/03/06.txt +++ b/03/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 Zany marigna misitrika zany de milaza fa reo Jentilisa de mpiara-mandova, sy mpiara-miombona amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantegnana akao amin'i Krisy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsaran-jareo.\v7Fa lasa mpanompon'zany filazantsara zany zà tamin'ny fasoavan'Andriamanitra namena anà tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny. \ No newline at end of file +\v 7 \v 6 Zany marigna misitrika zany de milaza fa reo Jentilisa de mpiara-mandova, sy mpiara-miombona amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantegnana akao amin'i Krisy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsaran-jareo.\v7Fa lasa mpanompon'zany filazantsara zany zà tamin'ny fasoavan'Andriamanitra namena anà tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny. \ No newline at end of file diff --git a/03/08.txt b/03/08.txt index 9e22b98..a569328 100644 --- a/03/08.txt +++ b/03/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Namen'Andriamanitra anà zany fagnomezana zany, na de zà aza no farany kely indrindra ami'reo ôlo-masin'Andriamanitra. Zany fagnomezana zany de ny mba hitoriko ami'reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-tadiavina.\v9 Ny fagnomezam-pasoavan'Andriamanitra ho anà de ny hitondrako fagnazana amin'ôla daôly ny fandaharan'Andriamanitra.Io fandaharana io de nasitrikan'Andriamanitra, le nahary ny ra daôly, nandritra ny taona maro talô. \ No newline at end of file +\v 9 \v 8 Namen'Andriamanitra anà zany fagnomezana zany, na de zà aza no farany kely indrindra ami'reo ôlo-masin'Andriamanitra. Zany fagnomezana zany de ny mba hitoriko ami'reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-tadiavina.\v9 Ny fagnomezam-pasoavan'Andriamanitra ho anà de ny hitondrako fagnazana amin'ôla daôly ny fandaharan'Andriamanitra.Io fandaharana io de nasitrikan'Andriamanitra, le nahary ny ra daôly, nandritra ny taona maro talô. \ No newline at end of file diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index b1229b0..3f3a997 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v10Nampafantarina tamin'ny fiangonana izany fandaharana izany mba hatonga an'ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana aigny an-dagnitra hahalala ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra.\v11Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay ze notanteràny tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika zany. \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v10Nampafantarina tamin'ny fiangonana izany fandaharana izany mba hatonga an'ireo mpanapaka sy ireo manam-pahefana aigny an-dagnitra hahalala ny toetra maron'ny fahendren'Andriamanitra.\v11Nitranga araka ny fandaharana mandrakizay ze notanteràny tao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika zany. \ No newline at end of file diff --git a/03/12.txt b/03/12.txt index 67a8d71..73277be 100644 --- a/03/12.txt +++ b/03/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v12Fa akao amin'i Kristy no anagnantsika fasahina sy làlana am-patokina noho ny finontsika an'Azy. \v13Noho izany miangavy an'nareo zà mba tsy ho kivy noho ny fijaliko ho an'nareo, ze voninahitrareo. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v12Fa akao amin'i Kristy no anagnantsika fasahina sy làlana am-patokina noho ny finontsika an'Azy. \v13Noho izany miangavy an'nareo zà mba tsy ho kivy noho ny fijaliko ho an'nareo, ze voninahitrareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index fc03a87..273a6c5 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v14 Noho izany de miandohalika akeo agnatrehan'ny Ray zà,\v 15ze nagnome agnarana ny fianakavena daôly aigny an-dagnitra sy aketo an-tany.\v16Mivavaka zà mba hagnomezany an'nareo, araka ny haren'ny voninahiny, mba hatanjaka amin-kery amin'ny alalan'ny Fagnahy Masina, ze akao aminareo. \ No newline at end of file +\v 14 \v 16 \v14 Noho izany de miandohalika akeo agnatrehan'ny Ray zà,\v 15 ze nagnome agnarana ny fianakavena daôly aigny an-dagnitra sy aketo an-tany.\v16Mivavaka zà mba hagnomezany an'nareo, araka ny haren'ny voninahiny, mba hatanjaka amin-kery amin'ny alalan'ny Fagnahy Masina, ze akao aminareo. \ No newline at end of file diff --git a/03/20.txt b/03/20.txt index 8102071..18a1f58 100644 --- a/03/20.txt +++ b/03/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v20Ary ho an'Azy ze mavita magnano mihôtra ze dahôly angatantsika na eritreretintsika, araka ny hery ze miasa akao agnatintsika, \v 21ho an'Azy ny voninahitra akao amin'ny fiangonana ary akao amin'i Krity Jesosy hatramin'ny taranaka dahôly mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file +\v 20 \v20Ary ho an'Azy ze mavita magnano mihôtra ze dahôly angatantsika na eritreretintsika, araka ny hery ze miasa akao agnatintsika, \v 21 ho an'Azy ny voninahitra akao amin'ny fiangonana ary akao amin'i Krity Jesosy hatramin'ny taranaka dahôly mandrakizay doria. Amena. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 3ccb855..ed7c25d 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -1 +1 @@ -{"project":{"id":"eph","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["04-25","03-title","05-title","05-01","05-03","05-05","05-08","05-13","05-15","05-18","05-22","05-25","05-31","03-01","03-03","03-06","03-08","03-10","03-12","03-14","03-20","04-01","04-09","05-28"]} \ No newline at end of file +{"project":{"id":"eph","name":""},"type":{"id":"text","name":"Text"},"generator":{"name":"ts-android","build":176},"package_version":7,"target_language":{"name":"Sihanaka","direction":"ltr","anglicized_name":"","region":"Africa","is_gateway_language":false,"id":"plt-x-sihanaka"},"format":"usfm","resource":{"id":"reg"},"translators":["PLT-MAD010"],"source_translations":[{"language_id":"plt","resource_id":"ulb","checking_level":"3","date_modified":20181101,"version":"7.1"}],"finished_chunks":["04-25","03-title","05-title","05-01","05-03","05-05","05-08","05-13","05-15","05-18","05-22","05-25","05-31","04-01","04-09","05-28"]} \ No newline at end of file