auto save
This commit is contained in:
parent
623f3f706d
commit
a24853741c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Paoly, Apostolin'i Kristy Jesosy araka ny sitrapon'Andriamanitra, ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra aigny Efesosy, ze matoky akao amin'i Kristy Jesosy. [Fagnamarina: Misy fandikan-teny sasagny magnala ny hoe: Akao Efesosy, saingy mety akao amin'ny taratasin'i Paoly vôlôny zany.] Ho aminareo anie ny fasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Tompo.
|
||||
\v 1 Paoly, Apostolin'i Kristy Jesosy araka ny sitrapon'Andriamanitra, ho an'reo ôlo-masin'Andriamanitra aigny Efesosy, ze matoky akao am' Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarina: Misy fandikan-teny sasagny magnala ny hoe: "Akao Efesosy" saingy mety akao amin'ny taratasin'i Paoly vôlôny zany.] Ho aminareo anie ny fasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Deraina anie ny Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika, ze nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-panahy daôly avy aigny an-dagnitra akao alin'i Kristy. Andriamanitra nifidy antsika takao amin'Azy hatramin'ny fentombôn'zao tontolo zao mbô ho masina sy tsy manan-tsigny akao agnatreny tsikana.
|
||||
\v 3 \v 4 Deraina anie ny Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika, ze nitahy antsika tao amin'i Kristy tamin'ny fitahiam-panahy daôly avy aigny an-dagnitra akao alin'i Kristy. Andriamanitra nifidy antsika takao amin'Azy hatramin'ny fentombôn'zao tontolo zao mbô ho masina sy tsy manan-tsigny akao agnatreny tsikana.
|
Loading…
Reference in New Issue