diff --git a/06/21.txt b/06/21.txt index fe9b16e..dc9e9d8 100644 --- a/06/21.txt +++ b/06/21.txt @@ -1 +1 @@ -Tykiko, le rahalà malala sy mpanompo matoky akao amin'ny Tompo, no hampafantatra an'nareo ny ra daôly, mbô afantaranareo ze ataoko. Nirahiko taminareo izy noho io tanjona io ndrindraka, mbô afantaranareo \ No newline at end of file +Tykiko, le rahalà malala sy mpanompo matoky akao amin'ny Tompo, no hampafantatra an'nareo ny ra daôly, mbô afantaranareo ze ataoko. Nirahiko taminareo izy noho io tanjona io ndrindraka, mbô afantaranareo reo ra momba an'nay, ary mbô afahanay mampahery ny fonareo. \ No newline at end of file diff --git a/06/23.txt b/06/23.txt new file mode 100644 index 0000000..e5f64c9 --- /dev/null +++ b/06/23.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fiadanana ho amin'reo rahalà, ary ny fitiavana miaraka amin'ny finoana avy amin'Andriamanitra Ray sy ny Tompo Jesosy Kristy. Ny fahasoavana anie ho am'ze daôly te an'i Jesosy Kristy Tompotsika amin'ny fitiavana tsy maty man \ No newline at end of file