auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 21:19:40 +08:00 committed by root
parent 997b57ea8c
commit 95a73851d0
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
No zany, de milaza sy manindry mafy zany akao amin'ny Tompo za, mba tsy hiaigna ôtran'ny Jentilisa tsony nareo, amin'ny fahafoanan'ny fisainan-jareo reo. Mizigna ny fahalalan-jareo, tafasaraka amin'ny fiainan'Andriamanitra non'ny tsy fahafantarana akao amin-jareo, non'ny hamafisampon-jareo. Tsy malala megnatra zareo ary nagnolotra ny tegnan-jareo ho amin'ny filana'ny nofo, ary manohy magnano zao
No zany, de milaza sy manindry mafy zany akao amin'ny Tompo za, mba tsy hiaigna ôtran'ny Jentilisa tsony nareo, amin'ny fahafoanan'ny fisainan-jareo reo. Mizigna ny fahalalan-jareo, tafasaraka amin'ny fiainan'Andriamanitra non'ny tsy fahafantarana akao amin-jareo, non'ny hamafisampon-jareo. Tsy malala megnatra zareo ary nagnolotra ny tegnan-jareo ho amin'ny filana'ny nofo, ary manohy magnano zao karazam-pahalotôna daôly zao.

1
04/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa salanzany ny fomba nenaranareo ny momban'i Kristy. Inoko fa nandregny ny momba Anazy nareo, ary nampianarina takao aminazy ,satri ny fahamarinana de ao amin'i Jesôs