auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 11:28:28 +08:00 committed by root
parent 1afb91d786
commit 844b52fd2a
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v1No zany, zà, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anà, de mandrisika an'nareo mbô hande am-pamendrena amin'ny kaika ze nagnantsovana an'nareo.\v 2Mandrisikan'nareo za mba ahgnana fagnetrn-tegna leibe sy fatsorana ary faretana, mifandefitra amin'ny fitiavana. \v 3 Manôva ze faran'ny herinareo mbô hiterizana ny firesan'ny Fanahy amin'ny fatoran'ny fevanana.
\v1No zany, zà, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anà, de mandrisika an'nareo mbô hande am-pamendrena amin'ny kaika ze nagnantsovana an'nareo.\v 2Mamporisika an'nareo za mba hanana fagnetren-tegna leibe sy fatsorana ary faretana, mifandefitra amin'ny fitiavana.\v3Manôva ze faran'ny herinareo mbô hitehirizana ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fatoran'ny fevanana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Raika iany ny vatagna ayry raika iany kô ny Fanahy,salan'ny netsona an'nareo takao amin'ny fagnantegnan'ny fentsona an'nareo raika iany kô. \v 5 Ary raika iany ny Tompo,raika ny finôna ,raika ny batisa \v 6 ary raika iany Andriamanitra sy Rain'ny retraretra, ze agnambon'y ra daôly ary amin'ny alalan'ny ra daôly sy akao amin'ny ra dalidaôly.
\v 4Raika iany ny vatagna ayry raika iany kô ny Fanahy,salan'ny netsona an'nareo takao amin'ny fagnantegnan'ny fentsona an'nareo raika iany kô. \v 5 Ary raika iany ny Tompo,raika ny finôna ,raika ny batisa \v 6 ary raika iany Andriamanitra sy Rain'ny retraretra, ze agnambon'y ra daôly ary amin'ny alalan'ny ra daôly sy akao amin'ny ra dalidaôly.