auto save
This commit is contained in:
parent
fa48727a15
commit
7feab51001
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo. Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana.
|
||||
\v 28 \v 30 Ze nangaltra de tsy tokony hangalatra tsony. Tsy maintsy miaa izy, magnano asa tsara amin'ny tagnany, mba hananany ra ho zaraigna ho an'reo akao agnatin'ny tsy fahampena. \v 29 Aza avela hisy teny maloto hivôka avy amin'ny vavanareo. Mampesà teny ze ilaigna amin'ny fanoregnana ny hafa, araka ze ailain-jareo, mba tena hanampy reo ze mandregny anareo ny teninareo. Ary aza mampalaelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, fa avy Aminy no nanôvam-tombokase an'nareo ho amin'ny andron'ny fagnaavotana.
|
Loading…
Reference in New Issue