auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-18 11:28:28 +08:00 committed by root
parent 2d20f749ca
commit 58edc69c7b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 17 Mivavaka zà mba hipetraka akao am-ponareo amin'ny finona an'i Kristy, mba hifototra sy hiorina akao amin'ny fitiavany nareo. \v 18 Haazo hey anie nareo ka ho afa-matakatra, miaraka amin'reo mpino daôly, ny sakany, ny alavany, ny ahavony, ary ny alaliny, ary mba alala ny fitiavan'i Kristy, ze mba miôtra ny falalagna rehetra, ka mba ho fenon'ny fafenoan'Andriamanitra daôly nareo.
\v 19 \v 17 Mivavaka zà mba hipetraka akao am-ponareo amin'ny finona an'i Kristy, mba hifototra sy hiorina akao amin'ny fitiavany anareo.\v18Hahazo hery ane anareo ka ho afa-matakatra, miaraka amin'ireo mpino daôly, ny sakany, ny alavany, ny ahambony, ary ny alaligny, ary mba halala ny fitiavan'i Kristy, ze mba mihôtra ny falalagna rehetra, ka mba ho fenon'ny fafenoan'Andriamanitra daôly nareo.