auto save
This commit is contained in:
parent
c0d8566734
commit
4e42e6c97e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 Namen'Andriamanitra anà zany fagnomezana zany, na de zà aza no farany kely indrindra ami'reo ôlo-masin'Andriamanitra. Zany fagnomezana zany de ny mba hitoriko ami'reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-tadiavina. \v 9 Ny fagnomezam-pasoavan'Andriamanitra ho anà de ny hitondrako fagnazana amin'ôla daôly ny fandaharan'Andriamanitra.Io fandaharana io de nasitrikan'Andriamanitra, le nahary ny ra daôly, nandritra ny taona maro talô.
|
||||
\v 8 Namen'Andriamanitra anà zany fagnomezana zany, na de zà aza no farany kely indrindra am-reo ôlo-masin'Andriamanitra. Zany fagnomezana zany de ny mba hitoriko am-reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-tadiavina. \v 9 Ny fagnomezam-pasoavan'Andriamanitra ho anà de ny hitondrako fagnazana amin'ôla daôly ny fandaharan'Andriamanitra.Io fandaharana io de nasitrikan'Andriamanitra, le nahary ny ra daôly, nandritra ny taona maro talô.
|
Loading…
Reference in New Issue