auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-26 07:22:40 +08:00 committed by root
parent 68eb1e9532
commit 29ab81f934
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v11\v11Kristy de nanolotra sasany ho apostoly,ny sasany ho mpamignany, ny sasany ho evanjelistra, ary ny sasany pasitera sy mpampiagnatra.\v 12 Nanome reo asa reo Izy mba hanampena reo vaôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny hagedan'ny fahafenon'i Kristy.
\v 11Kristy de nanolotra ny sasagny ho apostoly, ny sasagny ho mpaminagny, ny sasagny ho evanjelistra, ary ny sasagny pasitera sy mpampiagnatra. \v 12 Nagnome reo asa reo Izy mba hanampiana reo vahôkany masina aho amin'ny asa fanompôna, amin'ny fananganana ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy manorina ny vatagny Izy mamndra-pahatratrantsika retraretra ny firesam-pinôna sy ny fahafantarana ny Zanak'Andriamanitra, ary mba hatônga antsika ho matotra ka mba hahatratra ny hagedan'ny fahafenon'i Kristy.