auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 06:02:39 +08:00 committed by root
parent 127ff8a194
commit 2953e93886
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nomen'Andriamanitra ana zany fagnomezana zany, na de zao aza no farany kely indrindra amin'reo olo-masin'Andriamanitra Zany fagnomezana zany de ny mbva hitoriko amin'reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-katsaina\v 9 Ny fanomezam-pasoavan'Andriamanitra ho ana de ny hitondrako fagnazana amin'ny olon-drehetra ny fandaharan'Andriamanitra Io fandaharagna io de nafenin'Andriamanitra, le naary ny ra daoly, nandritra ny taona maro taloa \v 8 Namen'Andriamanitra ana zany fagnomezana zany, na de zao aza no farany kely indrindra amin'reo olo-masin'Andriamanitra. Zany fagnomezana zany de ny mba hitoriko amin'reo Jentilisa ny filazantsaran'ny haren'i Kristy saro-dadiavigna.\v 9 Ny fanomezam-pasoavan'Andriamanitra ho ana de ny hitondrako fagnazana amin'ny ôlo-drehetra ny fandaharan'Andriamanitra Io fandaharagna io de nafenin'Andriamanitra, le naary ny ra daoly, nandritra ny taona maro taloa