auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-11 06:31:39 +08:00 committed by root
parent eb9658baac
commit 05c098c055
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 10 \v 11 \v 12 Fa maizigna nareo taloa, fa zao nareo de fazavana ao amin'ny Tompo. Mandeana otrany ny zanaky ny mazava,\v 9 fa ny vokatry ny fahazavagna de akao amin'ny fahatsarana daoly, fahitsina, sy falarignana. Ary tedavo ze mafinaritra ny Tompo. Aza mikambana amin'reo asa tsy mamokatra ny haizigna, fa ampiseo kosa reo. Fa mamegnatra na de ny manognona reo ra ataon'jareo any amin'ny miafigna aza.
\v 8 Fa mezigna nareo taloa, fa zao nareo de fazavagna akao amin'ny Tompo. Mandagna ôtrany ny zanaky ny mazava, \v 9 (fa ny vokatry ny fahazavagna de akao amin'ny fahatsarana daôly, fahitsina, sy famarignana.) \v 10 Ary tedavo ze mafinaritra ny Tompo. \v 11 Aza mikambana amin'reo asa tsy mamokatra ny haizigna, fa ampiseo kosa reo.\v 12 Fa mamegnatra na de ny manognona reo ra ataon'jareo any amin'ny miafigna aza.