plt-x-sihanaka_eph_text_reg/04/01.txt

1 line
374 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 04:16:57 +00:00
\v 1 No zany, zà, amin'ny maha gadra ho an'ny Tompo anà, de mandrisika an'nareo mbô hande am-pamendrena amin'ny kaika ze nagnantsovana an'nareo.\v 2 Mamporisika an'nareo za mba hanana fagnetren-tegna leibe sy fatsorana ary faretana, mifandefitra amin'ny fitiavana. \v 3 Manôva ze faran'ny herinareo mbô hitehirizana ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fatoran'ny fihevanana.