\v 13 Fa rafa hazavain'ny fazavana ny ra raika, de lasa mitranga. \v 14 Fa ny ra daôly ze mitranga de fazavagna. No zany de vôlaza hoe: "Mifoaza, enao matory, ary mitsangana amin'ny plasin'ny maty, de hamiratra aminao Kristy."