plt-x-sihanaka_2co_text_reg/13/03.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 3 Mikoragna an'nareo an'zany za satria anareo de mikaraka porofo fa i Kristy de miteny amin'ny alalako. Tsy marefo aminareo Izy. Fa kosa, mahery akao aminareo Izy. \v 4 Fa Izy nombohana amin'ny falemena, nefa velogna tamin'ny herin'Andriamanitra. Fa tsika kosa de marefo akao amin'Azy, kanefa tsika de miara-miaigna amin'ny herin'Andriamanitra akeo agnivonareo.