1 line
369 B
Plaintext
1 line
369 B
Plaintext
\v 1 Za de tsy maintsy mirearea, fa tsisy na ino na ino azo avy am'zany. Fa za de hanohy ny am'reo fahitana sy reo fagnambarana ary amin'ny Tompo. \v 2 Mafantatra leila akao amin'i Kristy za efatram-befolo taona lasana zay - na akao amin'ny tegna na tsy tao amin'ny tegna za tsy nafantatra, fa Andriamanitra mafantatra nalaina niakatra taigny amin'ny lagnitra fahatelo. |