plt-x-sihanaka_2co_text_reg/10/15.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 15 Tsy nirehareha mihôtra ny sasagny ntsika momba ny asany fa nisy fetra. Antenainay anefa fa hitombo ny finonareo amin'ny asa leibe ze mandigny ny tsiraikaraika, ary samy amin'ny fetrany avy zany. \v 16 Fa izao ho antenainay, mba afahanay mitory ny filazantsara ne de aigny amin'ny tôrana lavitra an'nareo. De tsy hirehareha momba ny asa efa vita taigny amin'ny tôran-kafa ntsika.