1 line
347 B
Plaintext
1 line
347 B
Plaintext
\v 8 Ary Andriamanitra de afaka mampitombo ny fitahiana ho an'nao, mba am-ra daôly, de afaka hahazo ze ilainareo daôly mandrakariva nareo. Zany no misy de mba ahafanareo magnatombo ny asa soa an'nareo. \v 9 Zany de araka ny vôsoratra hoe: "Nozarainy reo harenany ary nagnome an'azy regny ho an'ny mahantra. Maharitra mandrakizay ny famarinany." |