plt-x-sihanaka_2co_text_reg/08/22.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 22 Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. \v 23 Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. \v 24 Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo.