plt-x-sihanaka_2co_text_reg/07/08.txt

1 line
624 B
Plaintext

\v 8 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy manengnina ntsony, na de efa nanegnina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalaelo an'nareo ny taratasiko izany. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. \v 9 Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana. Anareo de niaigna ny fahoriana akao amin'Andriamanitra, ka tsy nisy very ny nijalenareo ho an'nay. \v 10 Ny fahorena akao amin'Andriamanitra de mitondra amin'ny fibebana ny mba hantanteraka ny famonjena tsisy fanegnenana. Na zany aza, ny alahelon'zao tontolo sao, de mitondra fafatesana.