auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 16:56:01 +08:00 committed by root
parent c94e8876aa
commit f02d7afb46
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 5 Ary nasaiko ny rahalà mba tsy ho zava-pôgna ny fireharehantsika momba an'nareo, ary mba ho vonona nareo, araka ny efa nolazaiko ho an'nareo. \v 4 Raha tsy zany, raha misy Makedoniana maro miaraka aminà ary mahita an'nareo mbola tsy vonona, de ho menatra tsika tsy milaz na ino na ino momba an'nareo za no ny fatokiana an'nareo. Ka mieritreritra za fa ilaina ny mampirisika an'reo rahalà hakaigny aminao ary hagnano fifagnarahana melô ny am'fagnomezana efa nampagnantenainao. Zany de afahana mivonona ôtran'ny ra tsy azo ekena.
\v 3 Ary nasaiko ny rahalà mba tsy ho zava-pôgna ny fireharehantsika momba an'nareo, ary mba ho vonona nareo, araka ny efa nolazaiko ho an'nareo. \v 4 Raha tsy zany, raha misy Makedoniana maro miaraka aminà ary mahita an'nareo mbola tsy vonona, de ho menatra tsika tsy milaz na ino na ino momba an'nareo za no ny fatokiana an'nareo. \v 5 Ka mieritreritra za fa ilaina ny mampirisika an'reo rahalà hakaigny aminao ary hagnano fifagnarahana melô ny am'fagnomezana efa nampagnantenainao. Zany de afahana mivonona ôtran'ny ra tsy azo ekena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 Ny tegna izy de ty: Ny raika ze mamafy kely de handidy kely iany kô, ary ny raika ze mamafy am'tanjom-pitahiana de hijinja fitahiana ihany kô. Avelao ny tsiraikaraika hagnome araka ze efa narafiny takao am-pony. Aza avela magnome fahorena na fagneriterena izy. Fa ny mpagnome am-pifalena no ten'Andriamanitra.
\v 6 Ny tegna izy de ty: Ny raika ze mamafy kely de handidy kely iany kô, ary ny raika ze mamafy am'tanjom-pitahiana de hijinja fitahiana ihany kô. \v 7 Avelao ny tsiraikaraika hagnome araka ze efa narafiny takao am-pony. Aza avela magnome fahorena na fagneriterena izy. Fa ny mpagnome am-pifalena no ten'Andriamanitra.