auto save
This commit is contained in:
parent
0b6f2e0781
commit
e0bed41336
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Toko faha 3
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Za de tsy maintsy mirearea, fa tsisy na ino na ino azo avy am'zany. Fa za de hanohy ny am'reo fahitana sy reo fagnambarana ary amin'ny Tompo. Mafantatra leila akao amin'i Kristy za efatram-befolo taona lasana zay - na akao amin'ny tegna na tsy tao amin'ny tegna za tsy nafantatra, fa Andriamanitra mafantatra nalaina niakatra taigny amin'ny lagnitra fahatelo.
|
||||
\v 1 \v 2 Za de tsy maintsy mirearea, fa tsisy na ino na ino azo avy am'zany. Fa za de hanohy ny am'reo fahitana sy reo fagnambarana ary amin'ny Tompo. Mafantatra leila akao amin'i Kristy za efatram-befolo taona lasana zay - na akao amin'ny tegna na tsy tao amin'ny tegna za tsy nafantatra, fa Andriamanitra mafantatra nalaina niakatra taigny amin'ny lagnitra fahatelo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba an'reo falemeko.
|
||||
\v 3 \v 4 \v 5 Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba an'reo falemeko.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotôna daôly zany de niaro ny tegnanay taminareo zahay? Aketo agnatrehan'Andriamanitra no itaravanay tao amin'i Kristy ny ra daôly mba ho fampaerezana an'nareo.
|
||||
\v 19 Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotôna daôly zany de niaro ny tegnanay taminareo zahay? Aketo agnatrehan'Andriamanitra no itaravanay tao amin'i Kristy ny ra daôly mba ho fampaerezana an'nareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo.
|
||||
\v 20 \v 21 Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo.
|
Loading…
Reference in New Issue