diff --git a/07/11.txt b/07/11.txt index a2cb2c9..0fa3582 100644 --- a/07/11.txt +++ b/07/11.txt @@ -1 +1 @@ -Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index c1850b2..93c6618 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manoratra ho an'nareo. Fantatro ny momba ny fagnirinareo, ze ireharehako am'ôlon'i Makedonia. Nolazaiko an'jareo fa Akaia de efa vonona nanomboka tam'taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamarôn'jareo hiasa. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manoratra ho an'nareo. Fantatro ny momba ny fagnirinareo, ze ireharehako am'ôlon'i Makedonia. Nolazaiko an'jareo fa Akaia de efa vonona nanomboka tam'taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamarôn'jareo hiasa. \ No newline at end of file diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index 5f39f89..b854a2e 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ary nasaiko ny rahalà mba tsy ho zava-pôgna ny fireharehantsika momba an'nareo, ary mba ho vonona nareo, araka ny efa nolazaiko ho an'nareo. Raha tsy zany, raha misy Makedoniana maro miaraka aminà ary mahita an'nareo mbola tsy vonona, de ho menatra tsika tsy milaz na ino na ino momba an'nareo za no ny fatokiana an'nareo. Ka mieritreritra za fa ilaina ny mampirisika an'reo rahalà hakaigny aminao ary hagnano fifagnarahana melô ny am'fagnomezana efa nampagnantenainao. Zany de afahana mivonona ôtran'ny ra tsy azo ekena. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Ary nasaiko ny rahalà mba tsy ho zava-pôgna ny fireharehantsika momba an'nareo, ary mba ho vonona nareo, araka ny efa nolazaiko ho an'nareo. Raha tsy zany, raha misy Makedoniana maro miaraka aminà ary mahita an'nareo mbola tsy vonona, de ho menatra tsika tsy milaz na ino na ino momba an'nareo za no ny fatokiana an'nareo. Ka mieritreritra za fa ilaina ny mampirisika an'reo rahalà hakaigny aminao ary hagnano fifagnarahana melô ny am'fagnomezana efa nampagnantenainao. Zany de afahana mivonona ôtran'ny ra tsy azo ekena. \ No newline at end of file diff --git a/09/06.txt b/09/06.txt index 769c8ce..a2577d1 100644 --- a/09/06.txt +++ b/09/06.txt @@ -1 +1 @@ -Ny tegna izy de ty: Ny raika ze mamafy kely de handidy kely iany kô, ary ny raika ze mamafy am'tanjom-pitahiana de hijinja fitahiana ihany kô. Avelao ny tsiraikaraika hagnome araka ze efa narafiny takao am-pony. Aza avela magnome fahorena na fagneriterena izy. Fa ny mpagnome am-pifalena no ten'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 6 \v 7 Ny tegna izy de ty: Ny raika ze mamafy kely de handidy kely iany kô, ary ny raika ze mamafy am'tanjom-pitahiana de hijinja fitahiana ihany kô. Avelao ny tsiraikaraika hagnome araka ze efa narafiny takao am-pony. Aza avela magnome fahorena na fagneriterena izy. Fa ny mpagnome am-pifalena no ten'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/09/08.txt b/09/08.txt index c1a2c71..8ead028 100644 --- a/09/08.txt +++ b/09/08.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Andriamanitra de afaka mampitombo ny fitahiana ho an'nao, mba am-ra daôly, de afaka hahazo ze ilainareo daôly mandrakariva nareo. Zany no misy de mba ahafanareo magnatombo ny asa soa an'nareo. Zany de araka ny vôsoratra hoe: "Nozarainy reo harenany ary nagnome an'azy regny ho an'ny mahantra. Maharitra mandrakizay ny famarinany." \ No newline at end of file +\v 8 \v 9 Ary Andriamanitra de afaka mampitombo ny fitahiana ho an'nao, mba am-ra daôly, de afaka hahazo ze ilainareo daôly mandrakariva nareo. Zany no misy de mba ahafanareo magnatombo ny asa soa an'nareo. Zany de araka ny vôsoratra hoe: "Nozarainy reo harenany ary nagnome an'azy regny ho an'ny mahantra. Maharitra mandrakizay ny famarinany." \ No newline at end of file