auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 08:56:11 +08:00 committed by root
parent f9ebcd4c73
commit d3c2939440
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy
Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nih