auto save
This commit is contained in:
parent
d19a498e1d
commit
c40e3ee503
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa kosa, zahay de manaporofo ny tegnanay am'ny asanay daôly, fa mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, faharetana, fasarotana, reo kaôka, fanagadrana, fikomiana, amin'ny asa mafy, am'reo alina tsisy torimaso, amin'ny hanoanana, amin'ny fahadiovana, fahalalana, faharetana, fahatsoram-po, amin'ny Fanahy Masina, amin'ny tegna fitiavana. Zahay no mpanompony akao
|
||||
Fa kosa, zahay de manaporofo ny tegnanay am'ny asanay daôly, fa mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, faharetana, fasarotana, reo kaôka, fanagadrana, fikomiana, amin'ny asa mafy, am'reo alina tsisy torimaso, amin'ny hanoanana, amin'ny fahadiovana, fahalalana, faharetana, fahatsoram-po, amin'ny Fanahy Masina, amin'ny tegna fitiavana. Zahay no mpanompony akao amin'ny tenin'ny fahamarinana, akao amin'ny herin'Andriamanitra. Zahay de managna ny fiarovan'ny fahamarinana ho an'ny tanana an-kavanana sy ny an-kave.
|
Loading…
Reference in New Issue