diff --git a/08/03.txt b/08/03.txt index ab7c42d..02ffb02 100644 --- a/08/03.txt +++ b/08/03.txt @@ -1 +1 @@ -Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nante \ No newline at end of file +Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/08/06.txt b/08/06.txt new file mode 100644 index 0000000..cddf295 --- /dev/null +++ b/08/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminr \ No newline at end of file