diff --git a/11/01.txt b/11/01.txt index 0f47517..4eb3e9e 100644 --- a/11/01.txt +++ b/11/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Magniry za mbô ahafanareo mamela anà hagnano fadalana kely sasagny. Fa tegna mamela anà tokô anareo! Fa saro-piaro ny momba an'nareo za. Managna fahasarotam-paiaro araka an'Andriamanitra aminareo za, hatramin'ny nagnomezako toky an'nareo takao amin'ny fanambadena ho an'ny vady raika iany. Nagnome toky za ny hagnolotra annareo salan'ny virijiny madio ho an'i Kristy. \ No newline at end of file +\c 11 \v 1 Magniry za mbô ahafanareo mamela anà hagnano fadalana kely sasagny. Fa tegna mamela anà tokô anareo! \v 2 Fa saro-piaro ny momba an'nareo za. Managna fahasarotam-paiaro araka an'Andriamanitra aminareo za, hatramin'ny nagnomezako toky an'nareo takao amin'ny fanambadena ho an'ny vady raika iany. Nagnome toky za ny hagnolotra annareo salan'ny virijiny madio ho an'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/11/03.txt b/11/03.txt index 4fbb740..937a9f7 100644 --- a/11/03.txt +++ b/11/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Fa matatra za sôde, salan'ny namitahan'ny menaragna an'i Eva tamin'ny alalan'ny hafetseny, ny eritreritrareo de mety hiala amin'ny fagnoloran-tegna amin-kitsi-po sy madio amin'i Kristy. Fa eritrereto hoe misy ôla raika tonga hitory an'i Jesosy hafa noho le raika toriantsikana. Na eritrereto hoe mandray fagnahy hafa noho ze raisinareo anareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho le raika ze noraisinareo anareo. Mamela regny ra regny tsara fôgna anareo! \ No newline at end of file +\v 3 Fa matatra za sôde, salan'ny namitahan'ny menaragna an'i Eva tamin'ny alalan'ny hafetseny, ny eritreritrareo de mety hiala amin'ny fagnoloran-tegna amin-kitsi-po sy madio amin'i Kristy. \v 4 Fa eritrereto hoe misy ôla raika tonga hitory an'i Jesosy hafa noho le raika toriantsikana. Na eritrereto hoe mandray fagnahy hafa noho ze raisinareo anareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho le raika ze noraisinareo anareo. Mamela regny ra regny tsara fôgna anareo! \ No newline at end of file diff --git a/11/05.txt b/11/05.txt index 75a1d93..7c1a7e3 100644 --- a/11/05.txt +++ b/11/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Satria mieritreritra za fa tsy farany ambany noho reo lazaina fa hoe Apostoly ambony. Fa na de tsy nizarana nandaha-teny aza za, de nizarana tamin'ny fahalalana. Tamin'ny fomba daôly sy tam'reo ra daôly de nataonay ho fantatrareo zany. \ No newline at end of file +\v 5 Satria mieritreritra za fa tsy farany ambany noho reo lazaina fa hoe Apostoly ambony. \v 6 Fa na de tsy nizarana nandaha-teny aza za, de nizarana tamin'ny fahalalana. Tamin'ny fomba daôly sy tam'reo ra daôly de nataonay ho fantatrareo zany. \ No newline at end of file diff --git a/11/07.txt b/11/07.txt index 8244f57..c8d46f8 100644 --- a/11/07.txt +++ b/11/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra daôly de nitandrina ny tegnako tsy ho enta-mavesatra aminareo za, ary hanohy hagnano an'zany. \ No newline at end of file +\v 7 Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. \v 8 Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. \v 9 Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra daôly de nitandrina ny tegnako tsy ho enta-mavesatra aminareo za, ary hanohy hagnano an'zany. \ No newline at end of file diff --git a/11/10.txt b/11/10.txt index a440436..e194513 100644 --- a/11/10.txt +++ b/11/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Raha akato aminà ny fahamarinan'i Kristy, de tsy hangina zany fireharehako zany aigny amin'ny faritr'i Akaia. Magnino? Satria tsy teko ma anareo? Andriamanitra mahalala. \ No newline at end of file +\v 10 Raha akato aminà ny fahamarinan'i Kristy, de tsy hangina zany fireharehako zany aigny amin'ny faritr'i Akaia. \v 11 Magnino? Satria tsy teko ma anareo? Andriamanitra mahalala. \ No newline at end of file diff --git a/11/12.txt b/11/12.txt index 3ab195a..bc6376a 100644 --- a/11/12.txt +++ b/11/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Ary ny ra ataoko de mbôla ho ataoko fôgna, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nohon'ny fanakianana anà sy ny fitarainana noho reo ze ten-jareo hireharehana - fa zareo de hita magnano asa mitovy am'ze ataonay. Fa ny ôla salan'zany de apostoly sandoka sy mpiasa mamitaka. Zareo de magnano sarintsarin'ny tegnany salan'ny Apostolin'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 12 Ary ny ra ataoko de mbôla ho ataoko fôgna, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nohon'ny fanakianana anà sy ny fitarainana noho reo ze ten-jareo hireharehana - fa zareo de hita magnano asa mitovy am'ze ataonay. \v 13 Fa ny ôla salan'zany de apostoly sandoka sy mpiasa mamitaka. Zareo de magnano sarintsarin'ny tegnany salan'ny Apostolin'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/11/14.txt b/11/14.txt index 75d22df..109d461 100644 --- a/11/14.txt +++ b/11/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Ary zany de tsy magaga, fa na ny satana aza maneho ny tegnany salan'ny anjelin'ny fahazavana. Tsy magaga tsony raha meneho ny tegnan-jareo salan'ny mpanompon'ny fahamarinana reo mpanompony. Ny anjaran-jareo de ze mendrika ny asan-jareo. \ No newline at end of file +\v 14 Ary zany de tsy magaga, fa na ny satana aza maneho ny tegnany salan'ny anjelin'ny fahazavana. \v 15 Tsy magaga tsony raha maneho ny tegnan-jareo salan'ny mpanompon'ny fahamarinana reo mpanompony. Ny anjaran-jareo de ze mendrika ny asan-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/11/16.txt b/11/16.txt index b5e0ea7..6c76bf2 100644 --- a/11/16.txt +++ b/11/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 \v 18 Taraviko ndre hoe: "Aza avela hisy hieritreritra hoe adala za. Fa raha magnano zany anareo, de raiso salan'ny adala za ka mbô hirehareha kely. Ze lazaiko momba ty fahatokiana mirehareha ty de tsy araka ny lazain'ny Tompo, fa miteny ôtran'ny adala za. F'efa betsaka ny ôla no mirehareha araka ny nofo, de hirehareha iany kô za. \ No newline at end of file +\v 16 Taraviko ndre hoe: "Aza avela hisy hieritreritra hoe adala za. Fa raha magnano zany anareo, de raiso salan'ny adala za ka mbô hirehareha kely. \v 17 Ze lazaiko momba ty fahatokiana mirehareha ty de tsy araka ny lazain'ny Tompo, fa miteny ôtran'ny adala za. \v 18 F'efa betsaka ny ôla no mirehareha araka ny nofo, de hirehareha iany kô za. \ No newline at end of file diff --git a/11/title.txt b/11/title.txt new file mode 100644 index 0000000..85e81e8 --- /dev/null +++ b/11/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 11 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index f059cb3..ed194db 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -131,6 +131,14 @@ "10-15", "10-17", "11-title", + "11-01", + "11-03", + "11-05", + "11-07", + "11-10", + "11-12", + "11-14", + "11-16", "12-01", "12-03", "12-06",