Sat Jun 06 2020 14:53:35 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 14:53:35 +03:00
commit 1cb904f267
82 changed files with 155 additions and 0 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa nanapakevitra ny tsy hankaty am'nareo ndre za amin'ny alaelo. \v 2 Rafa niteraka an'nareo za, iza no afaka mampifaly anà afa tsy le nampalaeloviko.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nanoratra za salan'ny nataoko mba tsy alaelo ze tokony nampifaly anà rafa tonga taigny aminareo. Fa de managna fatokisana an'nareo daôly, fa ny fifaleko de mitovy amin'ny fifalenareo daôly. \v 4 Fa nanoratra ho an'nareo za avy tamin'ny faoriam-be, miaraka amin'ny alaelon'ny fo sy ny ranomaso be. Tsy te hampalaelo an'nareo za. Fa kosany te hilaza an'nareo ny alalign'ny fitiavana ze anagnako ho an'nareo.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Raha nisy ôla nampalaelo, tsy nanagna an'zany taminà fôgna izy, fa amin'ny endrika hafa tsy hitarina lôtra zany aminareo daôly. \v 6 Ampy ny fagnasazina nataon'ny ôla maro an'io ôla io. \v 7 Ka am'zao fotôna zao raha tokony ho sazina, nareo de tokony hamela heloka sy hampionona an'azy. Ataovo zany mba tsy handifotra an'azy ny alaelo be lôtra.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 No zany de mampahery an'nareo za mba hilaza ampabemaso ny fitiavanareo an'azy.\v 9 Zany no antony nanoratako, de mba ahitako an'nareo ary hafatarako na magneky amin'ny ra-daôly nareo.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Raha mamela ôla anareo, mamela an'zany ôla zany kô za. Izay navelako (raha malela heloka za) zany famela zany de fitiavana an'nareo amin'ny fagnatren'i Kristy. \v 11 Zany de mba tsy hamitan'i Satana an'nay. Satria zahay de efa mafantatra ny heviny.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nisokatra ho anà ny varavaragna tamin'ny Tompo refa tonga tao Troasy nitory ny filazantsara an'i Kristy taigny. \v 13 Na zany aza, tsy nilamina ny saignako, satria ty natazagna an'i Titosy rahalako taigny. Arak'zany de nandôsa an'jareo za ary nande niverigna taigny Makedonia.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa isarorana anie Andriamanitra, ze akao amin'i Kristy mitarika an'nay mandrakariva ao amin'ny fandresena. Amin'ny alalantsika de aeliny n'aiza n'aiza ny hanitra mamin'ny fafantarana an'azy. \v 15 Fa zahay de hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra, na tam'reo ze ho vonjena na reo ze ho very.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ho an'ny ôla ze ho foaty, zany de hanitra avy amin'ny fafatesana. Ho an'reo ze ho vonjena de hanitra avy amin'ny fiaignana hoa amin'ny fiaignana. Iza no mendrika am'reo ra reo. \v 17 Fa zahay tsy sahala am-reo ôla sasagny ze mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba azahôna tombony. Fa kosany amin'ny fadovam-po no itinenanay akao amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitra zahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Manomboka hidera-tegna ndre ma zahy? Izahy de tsy mila an'reo taratasy fagnamarinana aminareo na avy aminareo, ôtran'ny ôla sasagny, sa tsy zany? \v 2 Ny tegnanareo no taratasy fagnamarinanay, ze vôsoratra akao am-pontsika, ze fantatra ary vakian'ny ôla daôly. \v 3 Anareo no mampibôgna fa taratasy fagnamabarana avy am'Kristy, ze natolontsika. Zany de tsy vôsoratra tam'ranomainty fa tam'Fagnan'le Andriamanitra velona. Zany de tsy vôsoratra tam'takela-bato, fa takeo am'takelaky ny fon'ny ôlombelona.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. \v 5 Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. \v 6 Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. \v 8 Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna?

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa raha managna voninahitra ny asan'ny fagnamelohana, de ôtran'ny akôry ny fitombon'ny voninahitrin'ny asan'ny famarinana! \v 10 Satria tokô, ze namena voninahitra ndray mande de tsy hanamboninahita intsony am'zany fomba zany, non'ny voninahitra ze nampitombo an'zany. \v 11 Fa raha ze nandalo iany no nanagna voninahitra, de tsy hanagna voninahitra mihôtra no zany ma ze maharitra!

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Satria managna toky, salan'zany tsika, de sahy tokô. \v 13 Tsika de tsy salan'i Mosesy, ze nanarogna ny tavany tamin'ny voaly, mba tsy hafahan'ny vahôkan'Israely mijery an'azy mivantagna amin'ny fefaran'ny voninahitra ze mandalo fôgna.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa ny sain-jareo, de donto. Na de mandrakizao zany voaly zany de mbola mijanona akeo amin'ny famakina ny fanekena talô. Tsy misokatra zany, satria akao amin'ny Kristy fôgna zany no alàna. \v 15 Nefa na de am'zao aza, na ovena na ovena no vakina ny lalan'i Mosesy, de manarogna ny fon'jareo ny voaly. \v 16 Nefa raha mitodika amin'ny Tompo ny ôla, de alàna ny voaly.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary ny Tompo de Fagna. Ze misy ny Fagnan'ny Tompo, de misy fahafana. \v 18 Ary antsika daôly, tsy misarom-boaly, de matazazgna ny voninahitry ny Tompo. Tsika de efa vôova ho akao amin'ny voninahitra mitovy ze avy amin'ny voninahitra ho amin'ny voninahitra, ze avy amin'ny Tompo, ze tsy iza fa ny Fagna.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 No zany, satria zahay managna an'zany asa fanompoana zany, ary vô nahazo famindram-po, de kivy zahay. \v 2 Fa kosany, nolavinay reo fomba mamegnatra sy miafina. Tsy miaigna am'fitaka zahay, ary mampiasa marina ny tenin'Andriamanitra. Am'fampisehoana ny marina, zahay de mandidy ny tegnanay ny am'feon'ny fieritreretan'ny ôla mba ho entina akeo amason'Andriamanitra.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa raha vôsarogna ny filazantsaranay, zany de ho vôsarogna am'reo ze maty rerika iany.\v 4 Am'toe-draraha mibôgna am-jareo, ny andriamanitr'zao tontolo zao najamba reo saigna tsy minon'jareo. Vokatry zany, tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy zareo, ze endrik'Andriamanitra.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa zahay tsy magnambara ny tegnanay, fa i Kristy Jesosy ôtran'ny Tompo, ary ny tegnanay ôtran'ny mpanomponareo non'ny am'Jesosy.\v 6 Fa Andriamanitra de le reika ze nitare hoe: "Ny fahazavana hamiratra akao amin'ny haizigna." Izy namiratra tao am-ponay, mba hagnome ny fahazavan'ny falalana ny voninahitr'Andriamanitrra akeo am'fagnatrehan'i Jesosy Kristy.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. \v 8 Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zahay ze velona de mitondra hatraigny ao am'vatanay ny fafatesan'i Jesosy, am-ze ny fiaignan'i Jesosy de hibôgna eo am'vatanay olombelona. \v 12 No zany ny fafatesana de miasa akao amtsika, fa ny fiaignana miasa akao aminareo.

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa zahay managna fagnahin'ny finoana mitovy araka ze vôsoratra hoe: \v 14 "Nino za, ary de niteny za." Mino iany kô zahay, ary de niteny iany kô zahay. Fantatray fa le tokana ze manangana ny Tompo Jesosy de hanangana antsika iany kô miaraka am'Jesosy. Fantatray fa hitondra an'nay mairaka aminareo akao am'fagnatrehany Izy. \v 15 Ny ra-daôly de ho an'nareo mba, araka ny fasoavana vôparitaka tam'ôla betsaka, no hitomboan'ny fagnomezam-pisaorana ao am'voninahitr'Andriamanitra.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 No zany de tsy ho kivy zahay. Na de malemy ambelany aza zahay, de havaozina isan'andro isan'andro ny akao agnatinay. \v 17 Fa am-zao andro mandalo zao, ny fahorena maivagna de magnomana an'nay ho am'lanjan'ny voninahitra maharitra mandrakizay ze mihôtra ny fandanjana daôly.\v 18 Fa tsika tsy mijery ra ze hita, fa reo ra tsy hita. Reo ra re mety hitantsika de tsy maharitra, fa reo ra ze tsy hita de maharitra mandrakizay.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. \v 2 Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. \v 3 Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa raha mbola aketo am'ty tragno lay ty tokô tsika, de misento, ary mavesatr'entana. Tsy te-hitanjaka tsika. Fa kosa te hitafy, nefa de ho atelignin'ny fiaignana ze mety maty. \v 5 Ary le raika ze nagnomagna antsika ho am'zany ra zany indrindra de Andriamanitra, ze nagnome antsika ny Fagna mba ho fagnambarana ze ho avy.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Noho zany de matokisa hatraigny. Tongava saigna fa raha akao an-dragno amin'ny vatagna ntsika, de lavitra ny Tompo.\v 7 Fa mande amin'ny finona ntsika, fa tsy amin'ny fahitana. \v 8 Noho zany tsika de managna fatokisana. Aleontsika lavitry ny vatagna fa akao an-dragno miaraka amin'ny Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ka de ataontsika tanjona izany, na aigny an-dragno tsika na lavitra, de mba hahafinaritra an'Azy. \v 10 Fa tsika daôly de tsy maintsy hibôgna akeo alôn'ny seza fitsaran'i Kristy, mba ho valin'ny zava-bitan'reo tsiraikarika tao amin'ny vatagna, na ho amin'ny tsara zany no ho amin'ny ratsy.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary no zany, de ny fafataranany fatahôrana ny Tompo, no handresentsika lahatra ny ôla. Ny maha-tsika antsika de hitan'Andriamanitra mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo kô zany. \v 12 Tsy miezaka ny handresy lahatra an'nareo ndrey zahay mba hizaha an'ny ôtran'ny mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho an'nareo mba hirehareha nony aminay zahay, mba hanagnanareo valin-teny ho an'reo ze mirehareha amin'ny endrika avelagny fa tsy ny am'ze akao am-po.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa raha very saigna zahay, de ho an'Andriamanitra zany; ary raha tonga saigna tsara zahay, de ho an'nareo zany. \v 14 Fa ny fitiavan'i Kristy no manery an'nay, satria azonay antoka; nisy ôla raika maty hamonjy ny daôly, ary no zany de maty kô izy daôly. \v 15 Maty Izy hoan'ny daôly, mba tsy velona ho an'ny tegnan-jareo ze velona ntsony ze velona fa ho an'Azy ze maty ary natsangana nony fitiavana an'azy reo.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 No zany antony zany, manomboka zao de tsy mitsara n'iza n'iza araka ny fomban'olombelona stsika, na de efa nizaha an'i Kristy ôtran'zany aza ntsika talô. Fa am'zao fotôna zao kosa ntsika de tsy mitsara n'iza n'iza ôtran'zany intsony. \v 17 No zany, raha misy ôla akao amin'i Kristy, de olom-baovao izy.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Reo ra daôly reo de avy amin'Andriamanitra. Nampihevaniny tamin'ny tegnany amin'i Kristy ntsika, ka nameny antsika ny asa fanompoan'ny fampihavanana.\v 19 Zany hoe: akao amin'ty Andriamanitra no mampihavana an'zao tontolo zao amin'ny tegnany, tsy magnisa ny fahadison-jareo amin-jareo. Nankigniny aminay ny hafatry ny fampihavanana.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" \v 21 Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry malalako, hatramin'y nanagnantsika an'reo teny fikasana de aoka tsika hagndio ny tegnantsika amin'ny ra daôly ze matonga falotôna akeo amin'ny vatagna sy ny fanahintsika. Aoka tsika hikatsaka ny famasinana amin'ny fatahôrana an'Andriamanitra.

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Raiso zahay! Fa tsy nagnano ratsy tam'zany izy. Tsy nandratra na nagnanbaka n'iza n'iza zahay. \v 3 Tsy hagnameloka an'reo no hitinenako an'zao. Fa efa nolazaiko fa akao amponay nareo, fa miara-laty ary miara-belona tsika. \v 4 Managna fatokisana be an'nareo za, ary mirearea nony aminareo. Feno fiononana za. Mihô-pampagna ny hafaleko na de akao aza ny fampahorena maro.

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Rafa tonga taigny Makedonia zahay, tsisy tany niaignana ny tegnanay. No zany, tegna ory tamin'ny endrika maro zahay, no ny fifandirana taigny ivelagny sy ny tatra takao agnaty. \v 6 Fa Andriamanitra, ze mapaery ny kivy de nampaery an'nay tamin'ny fatongavan'i Titosy. \v 7 Tsy tamin'ny fatongavany fôgna no nampaerezan'Andriamanitra antsika. Fa tamin'ny fampaerezana ze noraisin'i Titosy avy tamin'nareo. Miteny an'tsika izy amin'ny habeazan'ny fitiavanareo, ny alaelonareo, ary ny fiahianareo anà mafy. Ka faly madrakariva za.

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy manengnina ntsony, na de efa nanegnina ihany aza teo; fa fantatro fa efa nampalaelo an'nareo ny taratasiko izany. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. \v 9 Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana. Anareo de niaigna ny fahoriana akao amin'Andriamanitra, ka tsy nisy very ny nijalenareo ho an'nay. \v 10 Ny fahorena akao amin'Andriamanitra de mitondra amin'ny fibebana ny mba hantanteraka ny famonjena tsisy fanegnenana. Na zany aza, ny alahelon'zao tontolo sao, de mitondra fafatesana.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. \v 12 Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Tamin'ny alalan'zany no nampaereana an'nay. Mihôtra non'ny fampaerezana ze efa anagnanay, nihoa-pampagna ny fifalenay non'ny fifalen'i Titosy, satria ny fagnahiny de velombelona noho ny aminareo daôly. \v 14 Raha ôtra ka nirehare taminy ny momba an'nareo za, de tsy mba afa-baraka za. Mifanotra am'zany, reo ra daôly ze noteneninay taminareo de marina avokô, ny fireharehanay momba an'nareo tamin'i Titiso de vôporofo fa marina.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natserovany ny fankatoavanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy hovita. \v 16 Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tenay ho fantatrareo, ralahy ny momban'ny fasoavan'Andriamanitra ze namena tao am'reo fengonan'i Makedonia.\v 2 Nandritran'ny fitsapana leibe am'fahorena, ny fitobaky ny fahefana sy ny fara-fahantran'jareo de niteraka haren-deiben'ny falalan-tanana.

1
08/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria mijoro vavolombelona za fa nagnano be araka ze vitany zareo, ary mihôtra an'ze vitany aza. Ary tamin'ny sitrapon-jareo manokana \v 4 sy niaraka tam'fitalahona mafy no nangatan-jareo taminay ny fahafahana mba hanagna anjara am'ty asa fanompona akeo am'roe mpino ty. \v 5 Tsy nibôgan arak'izay nantenanay zany. Fa kosa nanototra ny tegnany melô tamin'Andriamanitra zareo. Ary nanolo-tegna ho an'ny jareo tamin'ny sitrapon'Andriamanitra.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ka namporisika an'i Titosy zahay, ze fa nanomboka an'zany asa zany, mba hagnatanteraka ny fasoavana akeo aminareo. \v 7 Fa anareo kosa de manan-karena am'ra daôly, amin'ny finona, amin'ny teny, amin'ny falalana amin'ny fazotona daôly, ary amin'ny fitiavana an'nay. Ka ataovo azo antoka mba hanan-karena am'zany asa fahasoavana anareo. (Ny ULB sy ny UDB, miaraka am'reo dikan-teny maro hafa, de mivaky salan'zao: "Akao amin'ny fitiavanao an'nay." Ny dikan-teny hafa de mivaky ôtran'zao: "Ary akao amin'ny fitiavanay an'nareo.")

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsy mitare an'zany salan'ny didy za. Fa kosa, mitare an'zany za amin'ny fitsapana ny fahamarinan'ny fitiavanareo amin'ny fampitahana an'zany am'zotom-pon'ny ôla hafa. \v 9 Satria fantantrareo ny fasoavan'ny Tompon-tsiaka Jesosy Kristy. Kana nanankarena aza izy, de lasana mahantra no nareo; ka amin'ny halalan'ny fahantrana no mety hazaônareo harena.

1
08/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Am'zany koragna zany de hagnome toro-hevitra an'nareo za ze hagnampy an'nareo. Herintaona lasana zay, de tsy nanomboka nagnano ra fôgna nareo, fa nagniry ny magnano an'zany. \v 11 Am'zao vitao zany, ôtran'ny nisian'ny zotom-po sy ny fagnirina hagnano an'zany, de enga anie hagnatanteraka an'zany kô an'nareo, araka ze azonareo atao. \v 12 Satria raha magniry mafy ny agnano an'zany asa zany anareo, de ra tsara sy azo ekena zany. Tsy maintsy mifototra am'zany hanagnan'ny ôla raika zany, fa tsy zay tsy hanagnany.

1
08/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. \v 14 Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'jareo. Ka zany kô de mba hagnomezan'ny haren'jareo ze ilainareo. Ary mba hagnomezan'jareo ny rariny. \v 15 Araka ze fa vôsoratra hoe: "Le raika ze fa nanagna betsaka de tsy nanagna ambiny ary le raika ze nanagna ny kely de tsy nanagna ny tsy ampy.

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa an'Andriamanitra ny fisôrana, ze nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny famatorana ze hanagnako aminareo. \v 17 Fa izy tsy nagneky fôgna ny antsovintsika, fa tegna matotra ny am'zany ihany kô. Nagnatogna an'nao tam'sitrapony manokana izy.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nalefany izy niaraka tam'le rahalà ze nideraina takeo ampovôn'ny fengonana daôly nony asan'ny ze mitory ny Filazantsara. \v 19 Tsy zany ihany, fa izy ihany kô de notendren'reo fengonana mba hande hiaraka aminay hitondra an'zao asan'ny fahalalan-tanana zao. Zany de ho an'ny voninahitr'izy Tompo ary ho an'ny fagnirinay hagnampy.

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Mitandrina zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigny zahay ny amin'ny mety hisian'ny ôla mitaraigna mombanay makasika an'nio asa falala-tagnana ze ataonay io. \v 21 Ka mila mitandrina zahay mba hagnano ny mendrika, fa tsy akeo agnatrehan'ny Tompo rerika, fa akeo alôn'ny ôla kô.

1
08/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Mandefa rahalà raika hafa ihany kô zahay miaraka amin'jareo. Matetika zahay no nitsapa an'azy, ary nahita an'azy mafana fo tamin'ny asa maro. Mazoto kokô izy am'zao fotôna zo no le fatokisana leibe ze hanagnany aminareo. \v 23 Raha ny amin'i Titosy, izy no namako sy mpiara-miasa aminà ho an'nareo. Raha ny amin'ny rahalany, de nalefan'reo fengonana zareo. Voninahitra ho an'i Kristy izy reo. \v 24 Ka abôgna an'jareo ny fitiavanareo, ary abôgna amin'ny fengonana ny antony fireharehanay momba an'nareo.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manoratra ho an'nareo. \v 2 Fantatro ny momba ny fagnirinareo, ze ireharehako am'ôlon'i Makedonia. Nolazaiko an'jareo fa Akaia de efa vonona nanomboka tam'taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamarôn'jareo hiasa.

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ary nasaiko ny rahalà mba tsy ho zava-pôgna ny fireharehantsika momba an'nareo, ary mba ho vonona nareo, araka ny efa nolazaiko ho an'nareo. \v 4 Raha tsy zany, raha misy Makedoniana maro miaraka aminà ary mahita an'nareo mbola tsy vonona, de ho menatra tsika tsy milaz na ino na ino momba an'nareo za no ny fatokiana an'nareo. \v 5 Ka mieritreritra za fa ilaina ny mampirisika an'reo rahalà hakaigny aminao ary hagnano fifagnarahana melô ny am'fagnomezana efa nampagnantenainao. Zany de afahana mivonona ôtran'ny ra tsy azo ekena.

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ny tegna izy de ty: Ny raika ze mamafy kely de handidy kely iany kô, ary ny raika ze mamafy am'tanjom-pitahiana de hijinja fitahiana ihany kô. \v 7 Avelao ny tsiraikaraika hagnome araka ze efa narafiny takao am-pony. Aza avela magnome fahorena na fagneriterena izy. Fa ny mpagnome am-pifalena no ten'Andriamanitra.

1
09/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ary Andriamanitra de afaka mampitombo ny fitahiana ho an'nao, mba am-ra daôly, de afaka hahazo ze ilainareo daôly mandrakariva nareo. Zany no misy de mba ahafanareo magnatombo ny asa soa an'nareo. \v 9 Zany de araka ny vôsoratra hoe: "Nozarainy reo harenany ary nagnome an'azy regny ho an'ny mahantra. Maharitra mandrakizay ny famarinany."

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Izy ze mamatsy ambeoka ho an'ny mpamboly ze mamafy sy ny mofo ho an'ny ahanina, de hamatsy sy hampitombo ny vônao iany kô ho am'famafazana. Hampitombo ny vokatry ny famarinanao izy. \v 11 Hahazo harena am'fomba daôly enao mba hatonga an'nao ho malala-tagnana. Zany de hitondra fagnehoam-pisaorana an'Andriamanitra am'alalanay.

1
09/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ny fagnatanterana io asa fanompona io de tsy vitan'ny hoe mafeno ny ra ilain'ny mpino fotsiny iany. Mitondra iany kô zany am'asa fagnomezam-pisaorana an'Andriamanitra maro. \v 13 Fa nony fitsapana an'nareo ze vôporofo am'io asa io, de hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô anareo am'fankatoavana ny fibabohanareo am'filazantsaran'i Kristy. De hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô nareo am'falalan-tagnanareo am'fagnomezana ha an'jareo sy ny ôla daôly. \v 14 Magniry an'nao zareo, ary mivavaka ho an'nao zareo. Magnano an'zany zareo nony faleibiazan'ny fasoavan'Andriamanitra akao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra nony fagnomezany tsy hay lazaina!

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ny tegnako za Paoly, de mengavy an'nareo amin'ny fanetrentegna sy amin'ny hamoram-pagnan'i Kristy. Malemy fagna tokô za rafa akeo amin'ny fagnatrehanareo, nefa rafa tsy akeo za de sahy ny aminareo. \v 2 Mangataka aminareo za, rafa miaraka aminareo, tsy amin'ny fatokisan-tegna ny fasahiana. Nefa mieritreritra za fa mila sahy manoitra an'reo ze mihevitra fa ntsika de miaigna araka ny nofo.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Na zany aza de mande araka ny nofo zahay, fa tsy miady araka ny nofo. \v 4 Fa ny fiadiana ze iadianay de tsy ara-nofo. Noho zany, de managna hery avy aigny an-dagnitra mba hamotehana ny fagna ratsy. Fa tsy mitondra na ino na ino ny hevitra sy ny fitaky ry zareo.

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Horavantsika kô reo ra reo ze manangana fanoherana ny fahalalana an'Andriamanitra. Fa mihevitra ny hambabo ny tsiraikarika amin'ny fankatoavana an'i Kristy tsika. \v 6 Ary miomagna amin'ny famaizana ny fihetsika tsy fagneikena atsika daôly, raha vao tanteraka ny fagneikinareo.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Zahao mazava ze akeo agnolonareo. Fa na iza na iza resy lahatra fa Izy no Kristy, de ôka izy hatoky ny tegnany fa izy tokô no Kristy, de ho salan'zany kô ntsika. \v 8 Iony fa na de mirehareha kely aza za momba ny fahefantsika ze namen'ny Tompo antsika mba hananganana fa tsy handravana an'nareo, mba tsy ho megnatra za.

1
10/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tsy teko ny hampitatra an'nareo amin'ny alalan'ny taratasiko. \v 10 Fa ny ôla sasagny de nitare hoe: Matotra sy mahery ny taratasiny, nefa malemy ara-batagna izy. Ary tsy mendrika hohenoina ny teniny."

1
10/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ôka ny ôla salan'ireigny ahafantatra fa reo teny akao amin'ny taratasinay tamin'ny fatôna tsy naha takeo an'nay de mampiseho ny asa tokony ataonay rafa tonga akaigny 'zahay. \v 12 Tsy mande lavitra izahay n ampitaha ny tegnanay am'reo ze midoka tegna. Fa mandrefy ny tegnanay amin'ny hafa zareo ary mampitaha ny tegnany amin'ny hafa, de tsy ho malina.

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Na zany aza, tsika, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho izy. Fa kosa ataonay izany ze misy fetrany araka ny nanedren'Andriamanitra an'nay. \v 14 Fa tsy mitandrina ny tegnanay izahay rafa tonga taigny aminareo. Zahay no tonga vôlôny takaigny aminareo niaraka tamin'ny filazantsaran'i Kristy.

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Tsy nirehareha mihôtra ny sasagny ntsika momba ny asany fa nisy fetra. Antenainay anefa fa hitombo ny finonareo amin'ny asa leibe ze mandigny ny tsiraikaraika, ary samy amin'ny fetrany avy zany. \v 16 Fa izao ho antenainay, mba afahanay mitory ny filazantsara ne de aigny amin'ny tôrana lavitra an'nareo. De tsy hirehareha momba ny asa efa vita taigny amin'ny tôran-kafa ntsika.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 "Nefa ze hirehareha, ôka hirehareha akao amin'ny Tompo." \v 18 Fa tsy le raika ze manolotra ny tegnany no eken. Fa kosa le raika ze natolotry ny Tompo.

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 10

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Za de tsy maintsy mirearea, fa tsisy na ino na ino azo avy am'zany. Fa za de hanohy ny am'reo fahitana sy reo fagnambarana ary amin'ny Tompo. \v 2 Mafantatra leila akao amin'i Kristy za efatram-befolo taona lasana zay - na akao amin'ny tegna na tsy tao amin'ny tegna za tsy nafantatra, fa Andriamanitra mafantatra nalaina niakatra taigny amin'ny lagnitra fahatelo.

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, \v 4 de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. \v 5 Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba an'reo falemeko.

1
12/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Raha te hirearea za, de tsy ho adala za, fa te hilaza ny marina. Fa hife tegna amin'ny fireareana za mba tsy hisy n'iza n'iza hievitra anà mihôtra no ze hita aminà na regny aminà.\v 7 Hife tegna amin'ny fireareana iany kô za no reo karazagna fireareana miaraka reo. No zany, mba tsy ho feno fireareana za de nasena tsilo ny nofoko, ny irak'i Satana hagnakorontagna anà, mba tsy hirearea lôtra za.

1
12/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Intelo za no nitalao tamin'ny Tompo ny momba an'zany, mba hangalany an'zany aminà. \v 9 Fa ozy izy taminà hoa: "Ampy ho an'nao ny fasoavako fa ny hery de tanterana akao amin'ny falemena." Aleoko mirearea kokoa ao amin'ny falemena, mba hipetran'ny herin'i Kristy akato aminà. \v 10 No zany za de faly no i Kristy akao amin'ny falemena amin'ny fanevatevena, amin'ny korontana, amin'ny fagnenjena ary akao amin'ny fotôna sarotra za. Fa na vena na vena ny falemeko de fantanjako.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Za de lasa adala! Anareo no nanery anà am'zany, fa za de tokony noderainareo. Fa za de tsy ambany no reo ze antsovina hoe apostoly ambony reo miintsy, na de tsinontsinona aza za. \v 12 Reo famantarana marina ny maha Apostoly de natao teo am'nareo teo amin'ny faretana tanteraka famantarana sy fagagana ary asa maery. \v 13 Fa nagnino nareo no tsy de manan-danja no reo fengonana sasagny, za nefa tsy namaky tratra an'nareo? Mamelà anà no zany fadisoana zany!

1
12/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ty za vognona ho tonga fagnitelony aigny aminareo. Tsy ho antokareo za, fa za de tsy mila ze anagnanareo anareo no ilaiko. Fa tsy ny zanaka no tokony hitady ho an'zanakao. \v 15 Fa za de faly tanteraka handany ny ho lanina hasoany fanahianareo. Raha mitia be an'nareo za de kely ny fitiavanareo anà.

1
12/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa na de ôtran'zany aza de tsy namaky tratra an'nareo. Fa satria za fetsy be, de azoko tamin'ny fomba akolaka anareo. \v 17 Nga ma nagnararôtra an'nareo tamin'ny alalan'ôla ze nalefako taminareo za? \v 18 Nagniraka nalady an'i Titosy ho aigny aminareo za, ary nalefako niaraka taminazy reo rahalà sasagny. Nga ma nagnararôtra an'nareo i Titosy? Nga ma tsy miray lalana tsika? Nga ma tsy niray dia tsika?

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Nga ma nieritreritra anareo fa nandritra an'zany fotôna daôly zany de niaro ny tegnanay taminareo zahay? Aketo agnatrehan'Andriamanitra no itaravanay tao amin'i Kristy ny ra daôly mba ho fampaerezana an'nareo.

1
12/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa matatra za sao de rafa tonga za de mety tsy haita an'nareo araka ny fagnantenako. Matatra za sao de mety hisy fifandirana, fialonana, firehetan'ny fatezerana, fikasana amin'ny fitiavan-tegna, fifosana, fieboebona, fikorontagnana. \v 21 Matatra za sao de rafa miverigna anà akao agnatrenareo ny Andriamanitro. Matatra za sao de alahelo ny am'reo ze nanota teo alô, ka mbola tsy nibebaka tamin'ny folotaona sy ny fijangajangana ary ny fijejofejôna feno fagnirian-dratsy ze nataon-jareo.

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 12

View File

@ -35,5 +35,79 @@
"date_modified": 20181101,
"version": "7.1"
}
],
"finished_chunks": [
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"02-12",
"02-14",
"02-16",
"03-01",
"03-04",
"03-07",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-17",
"04-01",
"04-03",
"04-05",
"04-07",
"04-11",
"04-13",
"04-16",
"05-01",
"05-04",
"05-06",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"07-01",
"07-02",
"07-05",
"07-08",
"07-11",
"07-13",
"07-15",
"08-01",
"08-03",
"08-06",
"08-08",
"08-10",
"08-13",
"08-16",
"08-18",
"08-20",
"08-22",
"09-01",
"09-03",
"09-06",
"09-08",
"09-10",
"09-12",
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-07",
"10-09",
"10-11",
"10-13",
"10-15",
"10-17",
"12-01",
"12-03",
"12-06",
"12-08",
"12-11",
"12-14",
"12-16",
"12-19",
"12-20"
]
}