\v 15 \v 16 Ny fitiavany an'naro de leibe koko, salan'ny natsiavôvany ny fagnikesanareo daôly, Endrey ny fandraisanareo an'azy tamin'ny tatra sy ho vita. Faly za satria managna fatokisana tanteraka taminareo.