2020-06-08 15:12:28 +00:00
|
|
|
\v 21 Ary Andriamanitra ze magnamafy an'nay aminareo akao amin'i Kristy, ary Izy no nagniraka antsikana. \v 22 Izy de nagnisy tombo-kase tamintsikana ary nagnome ny Fanahy ho akao am-pontsikana ho antok'ze mbôla ho ameny antsikana akao afara.
|