1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
Araka ny nangatako mafy ho ataonao rafa niala takao Makedonia zà, mipetra akao Efesosy mba hafahanao mibaiko reo ôla sasagny tsy hampianatra foto-pampenarana hafa. Tsy tokony hitandrina reo tantara sy tetiarana tsisy fefarany zareo. Reo de niteraka adievitra fa tsy magnampy ny drafitr'Andriamanitra, ze am'alalan'ny finoana. |