auto save
This commit is contained in:
parent
0d3fc3170f
commit
e5ed8d7c3d
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna
|
Vôlôny indrindra, de mampirisika za fa reo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana de natao ho an'ny ôla daôly, ho an'reo mpanjaka sy reo daôly akeo amin'ny fahefana, mba ahafantsika miaigna amin'ny fiadanana sy miaigna milamina amin'ny toe-pagna araka an'Andriamanitra sy ny fahamendrehana daôly. Izany de tsara sy azo ekena agnatrehan'Andriamanitra mpamonjintsika. Tena hovonjena daôly ny ôla daôly ary tonga amin'ny fafantarana ny marina.
|
Loading…
Reference in New Issue