auto save
This commit is contained in:
parent
8cf9396031
commit
e38cb7b521
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Matokisa zao trny zao: Raha misy ôla raika magniry ny ho mpiandraikitra, de magniry asa tsara izy. Noho zany de ny mpiandraikitra de tsy maintsy tsy managn-tsigny. Tsy maintsy manambady vevavy tokana izy. Izy de tokony ahay handanjalanja, hendry, te
|
||||
Matokisa zao trny zao: Raha misy ôla raika magniry ny ho mpiandraikitra, de magniry asa tsara izy. Noho zany de ny mpiandraikitra de tsy maintsy tsy managn-tsigny. Tsy maintsy manambady vevavy tokana izy. Izy de tokony ahay handanjalanja, hendry, te filaminana, te mandray ôla. Tsy maintsy mahay mampianatra izy. Tsy tokony za-dratsy amin'ny divay izy, tsy mpila ady, fa kosa, malemy fanahy, feno fiadanam-po. Izy de tsy tokony ho te vola.
|
Loading…
Reference in New Issue