diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt index 2edacbc..092fcba 100644 --- a/06/09.txt +++ b/06/09.txt @@ -1 +1 @@ -Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze ma \ No newline at end of file +Ary reo ze te ho lasana mpanan-karena de latsaka akao agnatin'ny fakam-pagna, akao agnatin'ny fandrika. Latsaka tao agnatin'ny hadalana sy reo filàna mampidi-doza maro zareo, ary iany kô reo hafa mandetika reo ôla akao am'faharavana sy ny fandriganana. Satria fototr'reo karazan-dratsy daôly ny fitiavam-bola. Ny ôla sasagny ze magniry an'zanyy d'efa vôvily niala tam'finoana ary nanindrogna ny tegnan'jareo tam'fahorena leibe. \ No newline at end of file diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt new file mode 100644 index 0000000..ed94b60 --- /dev/null +++ b/06/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa enao, ry leilan'Andriamanitra, milifasa \ No newline at end of file