diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt index 5ca8cd5..0f8965c 100644 --- a/04/03.txt +++ b/04/03.txt @@ -1 +1 @@ -Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. Fa namasinina tamin'ny tenin' \ No newline at end of file +Ho raràn'jareo ny manambady sy ny mandray reo ahanina ze noforonin'Andriamanitra ho zaraigna miaraka amin'ny fisaorana akeo am'reo ze mino sy ze mafantatra ny marina. Fa ny ra daôly ze noforonin'Andriamanitra de tsara. Tsisy ho lavina ny ra noraisintsika tamim-pisôrana. Fa namasinina tamin'ny tenin'Andriamanitra sy ny vavaka zany. \ No newline at end of file